Entrée mahasoa (soa)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Définition malgache Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara
¶ Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny
¶ Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise useful, beneficial
¶ to do good [Hallanger 1973]
Définition française utile
¶ faire du bien [Hallanger 1974]
Morphologie 
mahasoa
nahasoa
hahasoa
mahasoava
Exemples Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46]
Citations 

Entrée Mahasoa (maha-, soa)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie maha, soa

2013/03/30