Entrée mahamety (mety (ety))
Partie du discours verbe actif
Explications en anglais To make suitable, to make fit [1.7]
Explications en français Rendre convenable : rendre juste [1.8]
Exemples 
1Tsy hitako izay tsy mahamety izany! [2.285]
2Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany? [2.356]
3Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety. [2.643]
Morphologie 
Présent : mahamety
Passé : nahamety
Futur : hahamety
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20