| Entrée | 1 mahahery |
| Radical | 2 hery |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Exemples |
4 Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etý ambonin' ny tany;
[2.996]
5 Telo no lopy : ny anankiray lopin-dandy, ny anankiray lopy tsy mahahery, ary ny anankiray trano fandrian-dopy. [2.69#248] 6 lanareo avy amin'ny nosy lehibe kokoa noho ity nanirahany anareo, fa mihoatra noho ny anareo amin'izay zavatra mahalehibe ny tany sy mahahery azy. [2.366#184] |
| Morphologie |
|
| Combinaisons | 10 2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|