|
|
|
|

Entrée1  mahafantatra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  fantatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho
Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay
Explications en anglais  9  [1.2, 1.7] to know
10  [1.2] to recognize, etc.
Explications en français  11  [1.8] connaître, savoir
Exemples  12  [4.27#] Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany?
13  [2.270#] Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra.
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mahafantatra

Mis à jour le 2025/07/29