Entrée mahafadiranovana (fadiranovana (faditra, ovana))
Partie du discours adjectif
Morphologie 
mahafadiranovana
nahafadiranovana
hahafadiranovana
Exemples 
1Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina. [Andraina: I Vola, page 37]
2Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko. [Rajaonarivelo: Bina, page 29]

2014/10/21