|
|
|
|

Entrée1  fadiranovana
Mots élémentaires  2  fadirana, 3  ovana
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5  enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [1.1]
Explications en français  6  infortuné, misérable au dernier point [1.3]
Exemples  7  Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny. [2.472]
8  Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [2.470]
Dérivés 
Adjectifs :
Autres orthographes  10  fadiranaovana

Mis à jour le 2025/09/19