Entrée lozabe
Mots élémentaires loza ; be
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Masiaka aoka izany [1.1]
Explications en français Cruel, sévère [1.3, 1.5]
 Intraitable, méchant, sauvage [1.3]
 Féroce [1.5]
Exemples Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana. [2.69]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/12