Entrée lova
Partie du discours nom
Définition malgache Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy
¶ Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an inheritance [Hallanger 1973]
Définition française héritage [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  lovabe
Exemples 
1Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana. [FOFAFIPE: Haivola, page 81]
2ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; [Randriamamonjy: Tantara, page 420]
Citations 
Articles 

2017/06/29