Entrée mpandova (lova)
Partie du discours nom
Définition malgache Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an heir [Hallanger 1973]
Définition française héritier [Hallanger 1974]
Citations 

2011/10/28