Entrée | 1 lomano |
Radical | 2 lano |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, ny antsitrika, sns... [1.1#546] |
Explications en anglais |
5 swimming [1.7] |
Explications en français |
6 nage, natation [1.3#411] |
Exemples |
7 Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano.
[2.356#]
8 fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436#] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot lomano |
Anagrammes | 22 lomano, 23 lomona, 24 maloño, 25 mañolo, manolo |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |