| Entrée | 1 rano tsilany |
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 tsilany |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy.
6 (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay. [1.1] |
| Exemples |
7 Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka.
[1.437#]
|
| Analogues | 8 antsitrika, 9 tsikaroka, 10 tsipysandry |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|