Entrée lohombintany (loha, omby, tany)
Partie du discours nom
Explications en malgache Tanety na tanimbary na faritany na vodivona omen' ny Andriana na ny tompomenakely ho an' ny hova nahavita soa tamin' ny fanjakana ho solony fanomezana azy vola na omby na zavatra hafa. Tsy andoavan-ketra ny lohombintany efa fanao hatry ny ela izany tamin' ny andron-Andriamasinavalona na talohany aza ary naraikitr' Andrianampoinimerina ho ara-dalàna [1.10]
 Tany nomen' ny Andriana fahiny an' izay nahavita soa tamin' ny fanjakana, ka tsy andoavan-ketra [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31