|
|
|
|

Entrée1  lohateny (loha)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra: "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana 4  Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1]
Explications en anglais  5  a title, a heading [1.7]
Explications en français  6  titre [1.8, 1.13, 1.5.fr#193]
Exemples  7  Anaovy lohateny ny andininy tsirairay. [2.285#46]
8  jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. [2.314#88]
9  Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. [2.117#65]
10  Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" [2.356#95]
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot lohateny

Anagrammes  13  lohateny, natohely

Mis à jour le 2023/08/11