|
|
|
|

Entrée1  loahana
Radical  2  loaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan' ny voalavo ny tsihy
Explications en anglais  5  [1.7] to have a hole made in it. cf.lavaka
Explications en français  6  [1.8] qu'on troue
Exemples  7  Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy. [2.508#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  ahalano, aholaña, analaho, analoha, anolaha, halanao, hanoala, haolàña, haolana, loahana

Mis à jour le 2024/01/12