|
|
|
|

Entrée (1/3)1  liona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [lioña] laona [Tambahoaka] [1.78]
4  laona [Bezanozano] [1.78]
Synonymes  5  leona

Entrée (2/3)6  liona
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka [1.1]
Exemples  9  Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra [1.38]
10  Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  13  Zoologie: mammifères
Article  14  Randzavola: liona ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/3)15  liona
Partie du discours  16  nom
Explications en français  17  bout des branches. [Tankarana] [1.19]
18  (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy. [1.196]
Vocabulaire  19  Botanique
Synonymes  20  laona, leona

Anagrammes  21 alino, 22 alony, 23 lanio, 24 liona

Mis à jour le 2025/09/12