Entrée lavitrisa
Mots élémentaires lavitra ; isa
Partie du discours adjectif
Explications en anglais A billion [3.1]
Explications en français Un milliard [3.1]
Symboles internationaux  1000000000
1 000 000 000
1.000.000.000
1,000,000,000
[3.1]
Exemples 
1antatra izao fa namoaka vola hatrany amin’ny 18 lavitrisa ariary ny fitondram-panjakana hiatrehana azy [4.11]
2ndeha ampahatsiahivina fa 12.000.000.000 ariary, roa amby ny folo lavitrisa ariary (raha soratana) ... no tetim-bidin' ireo fiara tsy mataho-dalana ireo [4.43]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les nombres

Mis à jour le 2023/12/13