| Entrée | 1 lavina |
| Radical | 2 la |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo
5 laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany [1.10] 6 Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko 7 Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako 8 Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana [1.1] |
| Explications en anglais |
9 to be refused, to be rejected, to be disapproved, to be hated
[1.2] 10 to be refused, to be denied [1.7] |
| Explications en français |
11 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette, à quoi on renonce, qu'on méconnait. Efa nolaviny izay natolotrao azy: il a refusé ce que vous lui avez offert. Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites
[1.3] 12 qu'on refuse [1.5, 1.8, 1.6] 13 qu'on nie [1.8, 1.6] 14 qu'on renie; qu'on rejette [1.8] |
| Exemples |
15 Angaha koa inoa ho azonao lavina?
[2.643#64]
16 Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27#2010/01/15] 17 Ary io zavamisy io mihitsy no lavina aminy. [1.369#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 23 lavany, lavina, 24 vanila, 25 vilana |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|