|
|
|
|

Entrée1  lany ringana (lany)
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  Nisy olon-kendry ta-hananatra ny mpanjaka tamy ny fitondram-panja- kana, fa nahery namono be loatra ny vahoaka ilay mpanjaka, ka saiky lany ringana ny vahoany. [2.293]
4  Fa nahoana no lany ringana ny sisan'i Jodà? [2.996]

Mis à jour le 2020/07/31