|
|
|
|

Entrée1  lany andro
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana 4  mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1]
Mots élémentaires  5  lany, andro

Mis à jour le 2023/04/22