Entrée | 1 lamako tsy mipaka |
Mots élémentaires | 2 lamako, 3 tsy, 4 mipaka |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 enti-milaza ny lamako tsy tena ampifampipehina fa atao tahaka ny ambana fotsiny Raharaha tsy nahavoa, nandamoka [1.1] |
Exemples |
7 lamako|tsy mipaka roa lamako|tsy mipaka ny tratrany
[2.69]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |