| Entrée | 1 lalotra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara.
4 Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 plaster, polish.
[1.2] 6 plaster, a coating. [1.7] |
| Explications en français |
7 crépi; enduit.
[1.8] |
| Exemples |
8 ary ny lalotra farany amin'izay maha tsara azy, (ny ivelany.
[2.59#]
9 Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 26 lalo-by |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|