|
|
|
|

Entrée1  fandalorana
Radical  2 lalotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana.
5 Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso. [1.1]
Explications en anglais  6 A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel.. [1.2]
Explications en français  7 L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage. [1.3#378]
8 truelle, polissoir. [1.3#145]
Exemples  9  Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano. [2.470#]

Mis à jour le 2025/09/12