Entrée lalina aty (lalina, aty)
Partie du discours locution
Explications en malgache enti-milaza ireo vilia na fitoeran-javatra toy ny tavoara, izay kely ny vavany fa ny atiny kosa tsy araka izany fa lalina [Rajemisa 1985]
Explications en français se dit des vases profonds [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31