Entrée lakroa
Partie du discours nom
Explications en malgache Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [1.1]
Exemples Ohatra: ny lakroa fitondra nanao prosession dia hafa no nahazo ny lakroa varahina lohany, ary hafa no nahazo ny tahony; [2.588]
Vocabulaire 
Hyponymes Lakroan' i Madagasikara
Origine Français: la croix.
Analogues  hazofijaliana

Mis à jour le 2023/10/07