|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hazofijaliana
Mots élémentaires  2 hazo, 3 fijaliana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy /
6 Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha
[1.1]
Exemples  7  teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59#329]
8  Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369#]
9  Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270#138]
Vocabulaire  10  Religion et Liturgie
Analogues  11  lakroa
Tous les mots composés  12 lalan' ny hazofijaliana

Entrée (2/2)13  hazofijaliana
Mots élémentaires  14 hazo, 15 fijaliana
Partie du discours  16  nom
Explications en français  17 (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines.
18 Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles.
19 Voir girenadrelina. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  20  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/11/13