|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lakan-drano
Mots élémentaires  2 lakana, 3 rano
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina. [1.1]
Explications en français  6 canal. [1.13]
Exemples  7  Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo. [2.472#]
8  Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana. [2.113#]

Entrée (2/2)9  lakan-drano
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina. [1.1]
Vocabulaire  12  Biologie
Synonymes  13 lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina
Tous les mots composés  14 lakandrano-damosina

Mis à jour le 2025/11/09