| Entrée | 1 laitra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1] |
| Explications en anglais |
4 can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2] 5 can be done; penetrated [1.7] |
| Explications en français |
6 qui peut se faire; pénétré [1.8] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 18 14 combinaisons de ce mot |
| Analogues | 19 lefitra, zaka, aritra, tanty, toha |
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|