| Entrée | 1 laitra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
4 Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela 5 Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy 6 Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1] |
| Explications en anglais |
7 can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc.
[1.2] 8 can be done; penetrated [1.7] |
| Explications en français |
9 qui peut se faire; pénétré
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 21 aritra, 22 lefitra, 23 tanty, 24 toha, 25 zaka |
| Tous les mots composés | 26 14 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|