Entrée (1/2) | 1 lahy |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka 4 Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. [1.1] |
Explications en anglais |
5 a male, a man; a husband 6 masculine [1.7] |
Explications en français |
7 mâle; homme; mari 8 mâle, masculin [1.8] 9 mâle [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
10 Endrey, hoy ny lahy somary nihoraka; [2.470#102] 11 lahy iray izay no mba azy, tsy mitoetra miaraka aminy akory fa lasa nihary any anindratany any [2.470] 12 Dekona lahy sy vavy Analakely. [2.59#284] 13 ombi-lahy mitrena an-tseranana [2.245#53] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Antonymes | 19 vavy |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Anthroponymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 79 Proverbes contenant le mot lahy |
Entrée (2/2) | 80 lahy |
Partie du discours | 81 interjection [Liste complète] |
Explications en malgache |
82 Tenim-piontanana enti-milaza: 1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy! 2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy! 3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy 4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ [1.1] |
Explications en anglais |
83 used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy! [1.2] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 87 haly, hila, lahy |
Mis à jour le 2023/05/19 |