Entrée lahatra sy anjara
Mots élémentaires lahatra ; anjara
Partie du discours locution
Exemples 
1Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470]
2Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo [2.472]
Synonymes zara sy lahatra

Mis à jour le 2023/10/08