Entrée laharana (lahatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana olona na zavatra milahatra: Laharana mpianatra manoloana ny sekoly [Rajemisa 1985]
Morphologie 
laharana
laharako
laharanao
laharany
laharantsika
laharanay
laharanareo
laharan'
laharan-
laharam-
lahara-
nolaharana
nolaharako
nolaharanao
nolaharany
nolaharantsika
nolaharanay
nolaharanareo
nolaharan'
nolaharan-
nolaharam-
nolahara-
holaharana
holaharako
holaharanao
holaharany
holaharantsika
holaharanay
holaharanareo
holaharan'
holaharan-
holaharam-
holahara-
laharo

Entrée laharana (lahatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Andalana: Laharana fahatelo avy aty an-kavia no misy azy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a row, an alignment; order in merit or dignity [Hallanger 1973]
Explications en français rang [Hallanger 1974, SLP 1986]
 alignement; ordre de mérite, etc. [Hallanger 1974]
 ordre, numéro [SLP 1986]
Morphologie 
laharana
laharako
laharanao
laharany
laharantsika
laharanay
laharanareo
laharan'
laharan-
laharam-
lahara-
-daharana
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ny laharana iray koa sahala amin' izay. [Razafiarivony: Harivolana]
2Ny laharana fahatelo sahala amin' izay koa. [Razafiarivony: Harivolana]
Citations 

Mis à jour le 2022/01/15