Entrée | 1 lahabolana |
Mots élémentaires | 2 lahatra, volana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.13] literatiora am-bava mety hiady rima na tsia |
Explications en français |
5 [1.13] littérature orale |
Exemples |
6 Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia. [2.606] |
Vocabulaire |
7 Littérature: (en général) |
Titres | 8 Lahabolana Malagasy (Ramamonjisoa Edouard) |
Mis à jour le 2023/06/08 |