|
|
|
|

Entrée (1/4)1  lafo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao
4  Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1]
Explications en anglais  5  sold; expensive [1.7]
Explications en français  6  vendu; qui coûte cher [1.8]
Exemples  7  Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny. [2.470]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Antonymes  11  mora
Analogues  12  1.1=sarotra=hangana=be vidy=sarobidy=hentona=maneno=tsy takatra=tsy azon' ny kely vola=tsy takatry ny malahelo=tsy azo vidina=tsy mahaleo ny sarany ny vidiny
Mots composés 

Entrée (2/4)18  lafo
Partie du discours  19  adjectif
Explications en malgache  20  lasam-bidy [Sihanaka] [1.78]

Entrée (3/4)21  lafo
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [Sakalava] [1.1]
Vocabulaire  24  Zoologie: poissons

Entrée (4/4)25  lafo
Partie du discours  26  nom
Explications en français  27  (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  28  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  30  falo, lafo

Mis à jour le 2023/08/02