Entrée (1/4) | 1 lafo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1] |
Explications en anglais |
4 sold; expensive [1.7] |
Explications en français |
5 vendu; qui coûte cher [1.8] |
Exemples |
6 Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny.
[2.470]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Antonymes | 21 mora |
Analogues | 22 sarotra, hangana, be vidy, sarobidy, hentona, maneno, tsy takatra, tsy azon' ny kely vola, tsy takatry ny malahelo, tsy azo vidina, tsy mahaleo ny sarany ny vidiny |
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot lafo |
Entrée (2/4) | 24 lafo |
Partie du discours | 25 adjectif |
Explications en malgache |
26 lasam-bidy [Sihanaka]
[1.78] |
Entrée (3/4) | 27 lafo |
Partie du discours | 28 nom |
Explications en malgache |
29 Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [Sakalava]
[1.1] |
Vocabulaire | 30 Zoologie: poissons |
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot lafo |
Entrée (4/4) | 32 lafo |
Partie du discours | 33 nom |
Explications en français |
34 (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulaire | 35 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 36 falo, Falò, 37 Fola, 38 lafo |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |