|
|
|
|

Entrée1  kôntinanta
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  [kontinenta] 3 Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa. [1.1]
4 velaran-tany midadasika ohatra: Afrika. [1.13]
5 tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika.. [1.62]
Explications en français  6 continent. [1.13]
Vocabulaire  7  Géographie: (en général)
Synonymes  8 tanibe
Citations  9  Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/09/12