Entrée kojakoja (koja)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano
Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao.
Explications en anglais Details requiring close attention; attention to details [1.7]
Explications en français Détails qui exigent l'attention; attention aux détails [1.8]
 Soins minutieux, entretien; accessoires, fournitures, pièces détachées [1.13]
Exemples 
1Nitondra tsihy, harona, kojakoja ilaina ao amin' ny tokantrano toy ny sotro. [1.508]
2Nasehony izany teo amin' ny fananganana ny lainy, ny fanamboarana fatana fahandroan-tsakafo, ny fanaovana fefy sy kojakoja isan-karazany hanatsarana ny tanàna. [2.356]
Dérivés 
Synonymes koja
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/02