| Entrée | 1 kohaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a cough [1.7] | 
| Explications en français | 5   toux [1.54, 1.8] | 
| Exemples | 6   Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara.
[2.424#] 7 Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. [2.470#] 8 Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 29 5 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 30 Santé 31 Son | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |