|
|
|
|

Entrée1  kobaka am-bava
Partie du discours  2  locution
Explications en français  3  paroles flatteuses, adulation [1.3]
Exemples  4  Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana. [2.298]
5  Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. [2.470]
Mots élémentaires  6  kobaka, vava
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/15