|
|
|
|

Entrée1  kizo tokana
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  kizo, tokana
Explications en malgache  4  [1.1] lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana)
Exemples  5  [2.508] Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao.

Mis à jour le 2025/07/29