|
|
|
|

Entrée (1/5)1  kitro
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [1.1]
Mots composés 

Entrée (2/5)11  kitro
Partie du discours  12  nom
Vocabulaire  13  Zoologie: (en général)
Explications en malgache  14  Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [1.1]
15  faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13]
Explications en anglais  16  a hoof [1.7]
Explications en français  17  sabot des animaux [1.3, 1.19, 1.8]
18  sabot [1.13]
Mots composés 

Entrée (3/5)20  kitro
Partie du discours  21  nom
Vocabulaire  22  Biologie
Explications en malgache  23  Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly
24  Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1]
Explications en anglais  25  a callus or corn [1.7]
Explications en français  26  callosité [1.3]
27  tartre des dents [1.3]
28  durillon [1.54]
Synonymes  29  kotro
Mots composés 

Entrée (4/5)31  kitro
Partie du discours  32  nom
Explications en malgache  33  angady kely [Taisaka] [1.78]
34  angady tonta, angady montro [Bara] [1.78]
35  lefona [Tanosy] [1.78]

Entrée (5/5)36  kitro
Partie du discours  37  nom
Vocabulaire  38  Rapports: famille
Explications en malgache  39  zafindohalika [Taisaka] [1.78]

Mis à jour le 2023/10/24