Entrée kitoina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitoina aoka izany io vehivavy io [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes kitokitoina
Citations 

2013/01/25