Entrée kitokitoina (kitoina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitokitoina aoka izany io vehivavy io [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes kitoina

2009/02/23