Entrée kilonga
Partie du discours nom
Explications en malgache Ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao [1.10]
  [Betsileo] Zaza [1.1]
 Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa [1.1]
Explications en anglais Adolescents, often in a derogatory sense [1.7]
Explications en français Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme Agé. [1.3]
 Les jeunes (souvent péjoratif) [1.8]
 Marmaille [3.1]
Exemples 
1Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala. [2.5]
2Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava. [2.643]
3Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy. [2.470]
Mots composés 
Autres orthographes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/02/27