|
|
|
|

Entrée1 kilongalahy
Mots élémentaires  2kilonga, 3lahy
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy [1.10]
6 zazalahy: Mahere kireñina ny kilongalahy (Mafy lalao ny zazalahy) [Betsileo] [1.78]
Explications en français  7 môme, gamin, mioche, moutard [3.1]
Exemples  8 Ton-ga-lan, Ton-ga-lan", hoy ny vazivazin' ny kilongalahy madinika manaraka ny fanenony. [2.470]
9 Niantso ny kilongalahy madinika izy aloha mba hampikatrohany tamin' ny tolona, ny totohondry, ny diamanga. [2.643]

Anagrammes  10 kilangolahy, 11 kilongalahy

Mis à jour le 2025/09/12