|
|
|
|

Entrée1  kidiadiavorona
Mots élémentaires  2  kidiadia, vorona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens)
Vocabulaire  5  Botanique: herbe
Autres orthographes  6  kidiadiamborona

Mis à jour le 2024/12/25