Entrée kibo tsy manary havana
Mots élémentaires kibo ; tsy ; manary ; havana
Partie du discours locution
Explications en malgache Entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano [1.1]

Mis à jour le 2023/05/23