|
|
|
|

Entrée1  kiankianina
Radical  2 kiankiana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Mahafinaritra, bikàna:
5 Tovovavy kely kiankianina izay no tonga tao
6 Mora sosotra, mora mararin-teny:
7 Olona kiankianina sarotra iarahamonina [1.1]
Exemples  8  fa hianao tsy hantsoina intsony hoe: ikala kiankianina, ikala miangentsana. [2.996#]

Anagrammes  9 ianakinkiña, 10 kiankianina

Mis à jour le 2025/11/13