| Entrée | 1 kaody |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaody izay izy tamin' ny mbola tanora.
[1.1] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 8 kaodikaody |
| Analogues | 9 haolo, 10 milodilody |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 dikao, 13 dokay, 14 kaody, 15 kodia |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|