|
|
|
|

Entrée (1/2)1  haolo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo.
4 Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina). [1.1]
Explications en anglais  5 wild, untamed, applied chiefly to wild cattle.
6 easily soared, as birds frequently shot at. [1.2]
7 wild. [1.7]
Explications en français  8 sauvage. [1.8]
Synonymes  9 haolohaolo
Tous les mots composés  10  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)12  haolo
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14 Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra. [1.1]
Vocabulaire  15  Outils

Anagrammes  16 aholo, 17 haolo, 18 laoho, 19 loaho, 20 Ohola

Mis à jour le 2025/11/09