|
|
|
|

Entrée1  kaodikaody
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  kaody
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  [1.1] Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora
Explications en anglais  9  [1.7] shy, timid, wild
Explications en français  10  [1.8] méfiant, sauvage, craintif
Synonymes  11  kaody
Analogues  12  haodihaody, haolohaolo, maodimaody, vodivodiana, mahimahina, madimadina, marimarika, manahinahy, somaingisaingy, matahotahotra
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot kaodikaody

Mis à jour le 2025/07/29